« Tsaiky joby » est un mot issu du dialecte de la partie Est de Madagascar. Il fait référence aux femmes noires. C’est une expression qui met en exergue la couleur et la valeur de la femme noire malgache. Suivez les détails dans l’émission Kozio ahy avec l’orateur Manampisoatoavina Lalaina Tahiry Fahendrena.
Ny fomba fiteny hoe « tsaiky joby » dia avy any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara ary midika hoe vehivavy mainty. Anisan’ny manome lanja sy hasina ny vehivavy mainty fihodirana io fomba fiteny io. Araho ao anatin’ny fandaharana Kozio ahy miaraka amin’i Manampisoatoavina Lalaina Tahiry Fahendrena, mpikabary, ny mikasika izay.