C’est en observant la société que les Ntaolo malagasy ont ensuite créé des adages, des expressions que l’on utilise jusqu’à maintenant. Pour chaque situation, une expression imagée la décrit parfaitement. « Domiko tapany andoa erany » renvoie à un comportement malicieux et calculé. Les explications avec Jean Christian Ravelomanantsoa, orateur et humoriste.
Mandinika ny fiarahamonina dia mamorona ohabolana, na oha-pitenenana na fomba fiteny, anisany lova navelan’ny Ntaolo. «Domiko tapany andoa erany », fihetsika na fisainana entina hanararaotana olona amin’ny ankapobeny, kanefa mety misy fifanarahana ihany koa ao ambadika indraindray. Henointsika ny fanazavan’i Ravelomanantsoa Jean Christian, na i Tsik’Mehy sady mpikabary no mpanao atsikana.