Aina Ramaroson confère une similitude de consonances entre “jokotra” et la chanson de Ny Nanahary qui s’intitule “Tosi-drà”. Dans le refrain de cette chanson, ils retranscrivent via des onomatopées de battements de cœur pour parler de la tension artérielle qui monte et qui descend. C’est de cela qu’est né le terme “jokotra” qui vise à designer la mort, toujours selon Aina Ramoroson, car la pression de la tension artérielle qui monte et qui descend mène à la mort.
Mitovitovy feo ny “jokotra” sy ilay hiran’ny Ny Nanahary hoe “tosi-drà” araka ny fanazavan’I Ramaroson Aina. Miresaka tosi-drà miaka-midina ity hira ity, ka ilay fidoboky ny fo no hirain’ireo mpihira ao amin’ny fiverenana. Avy amin’ny fiverenan’io hira io, hoy hatrany ny fanazavany, no nipoiran’io teny hoe “jokotra” io satria mety mahatonga hatrany amin’ny fahafatesana ny tosi-drà miaka-midina izany.