COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

La perception de la beauté dépend de chacun.

Zana-javatra

Le « zana-javatra » dans le contexte du théâtre radiophonique désigne une jeune femme à la beauté parfaite. Même si le mot « zavatra » désigne quelque chose de mauvais, craint par la société, dans ce contexte précis, cette expression désigne la perfection extérieure, selon les explications de RF Ravakiniaina, auteure de théâtre radiophonique.


Studio Sifaka · 2021-02-15 KOZIO AHY - ZANA-JAVATRA

Rehefa ampiasaina ao anaty tantara amin’ny onjam-peo ny teny hoe « zana-javatra », midika hoe zazavavy tsara tarehy tonga lafatra sy tsy misy tomiaka izy amin’izay. Na dia hoe zavatra atahoran’ny olona sy midika ho ratsy ary ny zavatra, ao anatin’ny tantara amin’ny onjam-peo izy midika fanamperana amin’ny endrika ivelany araka ny fanazavana ataon’i RF Ravakiniaina, mpanoratra tantara amin’ny onjam-peo.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter