“Nôfa” est une expression familière aux jeunes malgaches. Ce terme s’utilise généralement pour dire qu’une personne est incompétente ou encore maladroite. Même idée que stupide, parfois, il insinue le fait de sous-estimer indirectement les autres.
Fampiasan’ny tanora malagasy amin’ny andavanandro ny teny hoe « nôfa ». Entina ilazàna olona iray tsy ampy fahalalàna na koa vontsavontsa fiasa. Isan’ny teny mitovy hevitra amin’izy io ny hoe « vendrana » na koa « donto » Amin’ny lafiny iray, teny ampiasaina mba hanambaniana ny hafa ankolaka ny « nôfa ».