Ny « Misolo vaika ny akalana » dia misolo ny toeran’olona iray izay tokony hanao zavatra kanefa tsy nanao izany. Vokany, mety hizaka ny fahavoazana tokony nihatra tamin’ilay olona tokony nanao ilay zavatra.
« Misolo vaika ny ankalana » est une expression utilisée quand une personne remplace une autre dans la réalisation d’une tache. Du coup, elle peut en subir les conséquences. Ranjatohery Lala, académicien, va expliquer ce proverbe.