La bénédiction ou de l’accord des aînés est primordiale dans la culture malgache. C’est à ce thème que nous allons nous consacrer dans Kozio Ahy. Les paroles et le contenu du titre phare du moment « Tsara Joro » de la célèbre chanteuse Denise exposent une expression parfaitement imagée de l’importance de la bénédiction des aînés. En compagnie du grand écrivain malgache Jean Rabenalisoa Ravalitera, la diva Denise nous explique les vraies significations de « Tsara Joro », qui impliquent de transmettre la dignité des aînés aux plus jeunes afin que cela puisse leur apporter du succès dans la vie.Â
Hifantoka amin’ny lanjan’ny tso-drano eo amin’ny kolontsaina Malagasy ny Kozio Ahy. Ny tonon’ilay hiran’ilay mpanakanto fanta-daza Denise, mitondra ny lohateny hoe « Tsara Joro » dia isan’ny maneho sy manazava ny maha zava-dehibe ny tso-dranon-dray aman-dreny amin’ny kolontsaina malagasy. i Denise amin’ny maha-mpanakanto azy sy ny mpanoratra Jean Rabenalisoa Ravalitera dia manazava amintsika ato anatin’ny Kozio Ahy fa ny hasina avy amin’ireo ray aman-dreny no hampitainy amin’ny zanaka amin’ny alalan’ny rano ka izay no maha sarobidy ny tso-drano.