COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Ono Kosuki
"Aoriana" s'utilise pour indiquer un moment à venir.

La différence entre « aoriana » et « ao aoriana »

Na « aoriana » na « ao aoriana » dia samy fampiasa avokoa ireo teny ireo, saingy samy manana ny heviny. Araka ny fanazavan’ny mpampianatra malagasy dia ampiasaina hanondroana fotoana ny « aoriana ». Ohatra : aorian’ny fivoriana ny fiaraha-misakafon’ny mpiaramiasa. Ny « ao aoriana » indray dia milaza toerana. Ohatra : milahatra ao aorian’ny vehivavy ny lehilahy.


Studio Sifaka · 2021-03-23 Fandaharana KOZIO AHY - AORIANA

« Aoriana » et « ao aoriana » semblent avoir les mêmes prononciations mais n’ont pas les mêmes significations. Le mot « aoriana » est utilisé pour décrire un moment donné, explique un professeur de malgache, Haritiana Laska. « Ao aoriana », par contre désigne un lieu. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter