COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Les dahalo ou voleurs de zébus seraient à l'origine de l'expression "Ny tany nahavokisana tsy hijanonana ela".

Ny tany nahavokisana tsy hijanonana ela

Nous avons déjà parlé de l’expression malgache « Ny tany nahavokisana tsy hipetrahana/hijanonana ela », littéralement traduit par « on ne reste pas longtemps là où on a mangé » dans une précédente émission. Selon l’orateur Barao Mikajy, l’expression correcte est plutôt « Ny tany nahavokisana, ny tsihy no hipetrahana/hijanonana ela », cette fois traduite par « après y avoir mangé, on reste sur la natte». D’après lui, cette expression a pris son sens au sein des familles qui ont pris l’habitude de continuer la discussion après un repas. Aujourd’hui, l’écrivain, enseignant chercheur et membre de l’Akademia Malagasy, Nalisoa Ravalitera nous donne une autre version. Pour lui, l’expression vient plutôt des dahalo ou voleurs de zébus. En fuite après un vol, ces derniers s’arrêtent brièvement pour manger, mais repartent immédiatement aussitôt qu’ils sont rassasiés, d’où le sens de « on ne reste pas longtemps là où on a mangé ».


Studio Sifaka · 2021-03-18 Fandaharana KOZIO AHY - TANY NAHAVOKISANA

Efa nisy fotoana niresahana ny fomba fiteny hoe « Ny tany nahavokisana tsy hipetrahana/hijanonana ela » tamin’ny fandaharana teo aloha. Hoy ny mpikabary Barao Mikajy tamin’izay hoe « Ny tany nahavokisana, ny tsihy no hipetrahana/hijanonana ela » no fehezanteny marina. Natao hanohizana korana hoy izy io fa tsy hangatahan-dalana. Mitondra fanazavana hafa kosa anio ny mpanoratra, Nalisoa Ravalitera, izay sady mpampianatra mpikaroka no mpikambana ao amin’ny Akademia Malagasy. Raha ny fanazavany dia avy amin’ny dahalo no niavian’io fomba fiteny io. Rehefa avy mangalatra omby ireo ka mandositra dia misy fotoana mijanona misakafo, mihinana amin’ireo omby nangalarina. Rehefa avy nisakafo anefa dia tsy maintsy miainga haingana indray manohy ny fitsoahana. Natao hangatahan-dalana izany io fomba fiteny io ho azy. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter