Ny voridamba dia ambina lamba azo amafana zavatra hafa ivelan’ny asany teo aloha fa ny rovi-damba kosa dia potiny avy amina lamba lehibe iray izay ary mbola azo ampiasaina.
Le voridamba est un reste de tissu usé qu’on peut utiliser comme chiffon. Le rovidamba est le bout d’un tissu qu’on peut réutiliser.