COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©lisaleo
La majorité des malgaches ne sont pas enterré avec les cercueils.

Tranovorona

Anarana hafa hilazana ireny vatam-paty ireny ny hoe « tranovorona ». Raha ny fanazavan’i Lalao Rabenandrasana, mpikabary sady akademisiana malagasy dia tsy avy eto afovoan-tany io teny io. Any amin’ny faritra sasany rehefa misy olona maty dia tsy alevina ambany tany ny razana sy ny vata misy azy fa hahantona eny ambony hazo ka lasa hidiran’ny vorona. Teo no niaingan’ity fitenenana iray ity. 

Studio Sifaka · 2021-05-23_Fandaharana-KOZIO-AHY-TRANO-VORONA_PRINCIA

« Tranovorona » est une autre appellation du cercueil en malgache. Selon l’orateur et membre de l’académie malgache, Lalao Rabenandrasana, c’est un dialecte régional. Dans certaines régions, les morts ne sont pas mises sous terre mais suspendus à un arbre. Là-haut, des abeilles ou des oiseaux peuvent y construire leurs nids. Ainsi prenait sens le mot “tranovorona”.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter