“Talilio areo”, fiteny avy any amin’ny faritra Androy. Fomba fampiarahabana izy io izay midika hoe: “Inona ny vaovao?” na hoe “manao ahoana ianareo?”. Amin’ny sehatra hafa, ny “talilio areo” dia midika ihany koa hoe “hazavao”, “tantarao” na “manomeza fanazavana”.
“Talilio areo” est une expression utilisée dans la région Androy. C’est une expression de salutation signifiant « comment allez-vous ? » ou « quoi de neuf ? ». Dans d’autres contextes, « talilio areo » veut dire aussi « expliquez-vous » « racontez cela en détail » ou encore « apportez plus d’explications ».