« Vonjy tavanandro » se dit d’une solution provisoire, précaire. Cette expression est souvent utilisée parce qu’elle correspond au quotidien des gens dans les communautés défavorisées. Suivez les explications du professeur Rabenilaina Roger Bruno dans #KozioAhy.
Teny fampiasan’ny Malagasy matetika satria mifanaraka amin’ny zava-misy hiainana, indrindra anatin’ny fiarahamonina somary sahirana ny hoe « vonjy tavanandro ». Hanazava momba io fomba fiteny io ny profesora Rabenilaina Roger Bruno ao anatin’ny « Kozio ahy ».