COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Rakoto Davida, traditionnaliste.

Kozio ahy : Le "Sikidy"

Le « Sikidy » est l’art divinatoire malgache. Chacun a sa conception du terme. Il y a ceux qui le considèrent comme de la sorcellerie. Et ceux qui l’utilisent à des fins de guérisons ou de protection contre le mal. Mais Rakoto Davida, un traditionnaliste, nous explique le vrai sens du terme.



Ny « Sikidy » dia nentin’ny olona hamatarana ny ho aviny. Samy manana ny fomba andraisany azy anefa ny malagasy. Ao ireo mampiasa azy ho fitaovana fiarovana. Misy ihany koa ireo miantso azy entina hanasitranana. Samy manana ny heviny tsirairay fa manazava ny tena dikany ao anatin’ny fandaharana Kozio ahy i Rakoto Davida, mpandalina ny fomba malagasy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter