COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©AFP
Ratsirahonana Harilalao, enseignante de langue malgache.

Kozio ahy du 03 Février 2020 : Sangy mihoatra ny loha

Samy misangisangy daholo ny rehetra… misy ny sangisangy zary tenany, ny sangy mahery fa misy ihany koa nefa ny sangy mihoatra ny loha izany ? Fa inona ary izany e ? Sangy tafahoatra ve ? Vazivazy tsy voalanjalanja ? Ratsirahonana Harilalao, mpahay teny malagasy, no hanazava izany ao anatin’ny fandaharana « Kozio ahy ».

Tout le monde fait des blagues… des blagues drôles, un peu poussé mais il y a celles qui sont un peu de trop ; on les appelle « sangy mihoatra ny loha » en malgache. Ratsirahonana Harilalao va nous en dire plus sur le sens de ce mot (en malgache) dans l’émission « Kozio ahy ».

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter