Le mot « sampy » désigne un objet ou une personne qu’on utilise pour nous protéger ou pour nous aider. Les explications avec le traditionnaliste Rakoto Davida.
Ny teny hoe « sampy » dia entina ilazana ireo zava-masina entina hiarovana. Teny niavihan’ny hoe mihatsampy sy hisampinana. Azo lazaina ihany koa hoe zavatra hiazakazahanao rehefa misy zavatra mahaory anao , araka ny fanazavana entin’i Rakoto Davida mpandala ny fomba malagasy.