Pour créer un conservatoire de musique, il faut d'abord un endroit où enseigner. Ensuite, hormis l'étape administrative, il faut également des enseignants compétents et qui ne sont plus étrangers au monde de la musique. Les instruments à partir desquels les élèves vont apprendre doivent être disponibles. L'ouverture des annexes dépendra de l'administration dans la localité où elles seront implantées.
Rehefa hanangana "conservatoire de musique" na sekoly fianarana mozika dia tsy maintsy manana toerana hianarana aloha. Ilaina ihany koa ny mpampianatra efa manana traikefa mihitsy ary amin'ny fanaovana mozika. Ankoatran'ny taratasim-panjakana dia tsy maintsy manana fitaovana ihany koa toy ny zavamaneno hianaran'ny mpianatra. Raha hanitatra any amin'ny faritra na hangana "annexe" dia miankina amin'ireo biraom-panjakana any an-toerana izany.