Le monde de la mode et de la beauté n'a pas été épargné par le coronavirus. Des mesures radicales ont dû être prises pour mener à bien le concours Miss Madagascar 2020, d'après Nichah Sandrof, membre du comité d'organisation. Organisatrices et participantes sont toutes face à un nouveau défi.
Niova tanteraka ny fandaminana izay efa natao ny mpikaraka ny fifaninanana Miss Madagascar 2020 noho ny coronavirus. Tsy maintsy naverina narindra sy nalamina araka izay ny fifaninanana ka natao tao amin'ny tambazotra serasera ny tapany voalohany. Torak'izay ihany koa ny famaranana izay hatao ny 17 jolay ho avy izao.