Sceaux de l’Etat Malgache : les cas de faux et usage de faux se multiplient. Le juriste Imbiki Herilaza explique que ce genre de délit est passible d’une peine de 05 à 20 ans de travaux forcés, que ce soit pour l’utilisateur ou pour le fabriquant.
Par ailleurs, plusieurs autorités publiques font fabriquer leur sceaux auprès des petites entreprises privées quand les noms des divers responsables à inscrire dessus changent. Ils ne savent pas que tous les Sceaux officiels des autorités malgaches ne peuvent être fabriqués que par l’Imprimerie Nationale, affirme Imbiki Herilaza. C’est dû à un manque de communication.
Maro ireo olona manamboatra fitombokase hosoka eto Madagasikara, indrindra fa ireo fitombonkasem-panjakana mba hanaovana taratasy hosoka. Manazava i Imbiki Herilaza – mpahay lalà na - fa asa an-terivozona 05 taona hatramin’ny 20 taona no miandry ny olona manao taratasy hosoka toy izany na hoan’ny mpanamboatra ny fitomboka hosoka na hoan’ny nampiasa.
 Etsy ankilany anefa maro ireo biraom-panjakana mampanao fitombokase ofisialy eny amin’ny sehatra tsy miankina rehefa miova ireo tompon’andraikitra samihafa. Tsy ampy ny fampahafantarana ny olona fa any amin’ny imprimerie nationale ihany no azo hanamboarana fitombonkasem-panjakana hoy Imbiki Herilaza, ka mahatonga izany.