Le métier d’ambulancier ne se résume pas à conduire une ambulance mais aussi à assister le médecin pour le transfert du malade d’un endroit à un autre. Le mauvais état des routes rend parfois la tâche difficile : il y a le risque que le malade n’arrive pas à l’hôpital à temps, explique Haja, ambulancier depuis 5 ans.
Tsy mitatitra ny fiara fotsiny no asan’ny ambulancier fa manampy ny dokotera ihany koa amin’ny fitondrana ny marary. Anisan’ny sarotra ny fivezivezena hoy Haja, ambulancier nandritra ny 5 taona, noho ny haratsin’ny lalana, ka misy ny risika tsy ahatongavan’ny marary ara-potoana any amin’ny hopitaly. Araho anatin’ny fandaharana Hono hoa ny mikasika izay.