La communauté des passionnés de jeux vidéo s’est élargie durant ces 4 mois de confinement. Les « gamers » ont plus de temps pour jouer. Rio Gaming Madagascar passe en moyenne 10 heures devant son écran. Les détails dans l’émission Hono oa.
Anisan’ny nivelatra tokoa ny fikambanan’ny mpilalao "jeux vidéo" tao anatin’izay efa-bolana fihibohana izay. Manana fotoana betsaka kokoa izy ireo hilalaovana. I Rio Gaming Madagascar manokana izao dia eo amin’ny adiny 10 isan’andro eo no milalao.