Le paiement des cotisations au sein des organisations internationales telles que l’Organisation des Nations Unies (ONU) ou régionales comme la Communauté des Etats d’Afrique de l’Est (SADC) est prévu par les statuts, selon les explications du juriste et enseignant en Droit International, Léon Dola Andrianasolo. C’est une obligation étatique car sans les cotisations, les organisations ne peuvent pas fonctionner convenablement. Toujours selon lui, le paiement des cotisations ne devrait pas être un problème, mais étant donné que Madagascar est un pays vulnérable, il se trouve en difficulté quant à tout payer à bon escient.
Ny fandrotsahana latsakemboka any amin’ny fikambanana iraisam-pirenena toy ny Firenena Mikambana (ONU) na rezionaly toy ny Fivondronan’ny firenena aty atsimo sy atsinanan’i Afrika (SADC) dia efa voafehin’ny lalà na sy ny fitsipika mifehy ny fikambanana, hoy ny mpahay lalà na, Andrianasolo Léon Dola. Tsy maintsy efaina ny latsakemboka ahafahany miodina an-tsakany sy an-davany. Raha ny fanazavany hatrany, dia tokony tsy misy olana ny fanefana ny latsakemboka, saingy Madagasikara mihitsy no firenena sahirana, ka manjary tsy mahefa ny adidy araka ny tokony ho izy.