En 2018, Foodwise, l’entreprise sociale qui lutte contre le gaspillage alimentaire à Madagascar a récupéré 17 tonnes  de nourriture. Pourtant ce sont des plats et des aliments encore consommables mais qui sont destinées à être jetées par les restaurateurs.
Rehefa natambatra ny sakafo ariantsika eto Madagasikara, satria saika simba ho azy na tsy lany akory, dia mahatratra 17 taonina mahery, tamin’ny taona 2018 fotsiny. Ny « Foodwise Madagascar » dia mandray sy manangona an’ireny sakafo ireny no ataony ary mizara azy any amin’ny ankizy tsy manana sakafo avy eo.Â