La Station spatiale internationale, en abrégé SSI, est un laboratoire spatial placé en orbite terrestre basse depuis 1998. Elle est occupée en permanence par un équipage international qui se consacre aux recherches scientifiques dans l'environnement spatial et aux expérimentations sur la vie dans l’espace, selon Andoniaina Rajaonarivelo, responsable auprès du Haikintana Astronomy.
Nandalo teny amin’ny lanitr’i Madagasikara ny SSI (Station Spatiale Internationale) ny asabotsy lasa teo. Toerana iray natokana anaovana andrana sy fikarohana siantifika amin’ny fiainana eny ambony eny izy io. Ho fantarintsika ato anaty fanadaharana hono ho aho hoe inona tena ilaina azy ity sy ny antom-pisiany miaraka amin’i Rajaonarivelo Andoniaina, tompon’andraikitra avy ao amin’i Haikintana Astronomy.