La Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme ou le CNIDH lance un appel à candidatures aux journalistes membre de l’Ordre des Journalistes de Madagascar, pour affiner la sélection du représentant(e) auprès de cette commission. Pourquoi faut-il un journaliste représentant ? Les détails avec Miary Rasolofoarijaona, secrétaire général de l’Ordre des Journalistes de Madagascar.
Namoaka fiantsoana ny vaomieram-pirenena mahaleo tena momba ny zon’ olombelona na ny CNIDH, fa hifantina izay mpanao gazety anankiray mpikambana ao amin’ny holafitra, hiasa ao aminy. Inona no maha-zava dehibe ny fisian’ny solontenan’ny mpanao gazety ao anatin’ io vaomiera io ? Hiresaka izay Rasolofoarijaona Miary, sekretera jeneralin’ ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara.