Notre invité, Max Fontaine, co-fondateur de l’entreprise sociale Bôndy nous partage ses perspectives pour la prochaine saison de reboisement à Madagascar. Il parle également de l’importance d’une reforestation à la sortie de cette pandémie. Actuellement, l’entreprise est à la recherche de jeunes bénévoles, âgés entre 16 et 30 ans, souhaitant contribuer à ce nouveau défi.
I Max Fontaine, anisan’ny namorona ilay orinasa Bôndy, no vahinin’ny fandaharana. Haneho hevitra mahakasika ny fiantraikan’izao krizy izao amin’ny asa fambolen-kazo ataony sy ny maha zava-dehibe ny famerenana ny ala eto amintsika izy, rehefa tapitra izao aretina izao. Mitady tanora 16 taona hatramin’ny 30 taona ankehitriny ny Bôndy hilatsaka an-tsitrapo hiara-hiasa amin’izy ireo amin’ny fanatrarany ny tanjona napetrany.