67% de manque à gagner à cause de 12.000 réservations annulées ces 5 derniers mois. Ce sont les conséquences de la suspension des vols domestiques enregistrés par la compagnie Tsaradia. Toutefois, la compagnie survit aujourd’hui et propose même des tarifs préférentiels. D’ailleurs, la compagnie a d’ores et déjà une stratégie préalablement élaborée pour entamer la reprise des vols domestiques le 1er septembre prochain.
Na dia eo ary ny fatiantoka, tsy milavo lefona ny kompaniam-pitaterana an’habakabaka Tsaradia. Manodidina ny 12.000 be izao tokoa mantsy ireo fanafohanan-dia teo anivon’io kompania io nandritra izay 5 volana niatoan’ny sidina an’habakabaka anatiny izay. Efa manana paik’ady hiatrehana ny fiverenan’ny sidina manomboka ny voalohan’ny volana septambra ho avy izao ny kompanim-pitaterana an’habakabaka Tsaradia.