Réouverture de la circulation sur la RN2 : outre les dispositions prises par l’ATT, la mise en place d’une « caisse unique » figure parmi les nouvelles mesures en vigueur au niveau de la gare routière d’Andohatapenaka afin d’éviter tout rassemblement. Il s’agit d’un dispositif qui permet non seulement de supprimer les cas de corruptions, mais aussi d’informatiser et de digitaliser les informations concernant tous les voyageurs. En effet, chaque voyageur potentiel est tenu de présenter une copie de sa carte d’identité nationale auprès de cette caisse unique. Cela a pour but de facilité la traçabilité des passagers si besoin, notamment par rapport à la situation sanitaire.
Fiverenenan'ny taxi-brousse mihazo ny lalam-pirenena faharoa : Fiara 7 isaky ny koperariva no niainga nihazo ny faritra Atsinanana ny sabotsy 29 aogositra. Isan’ny fepetra noraisin’ny toby fiantsonana hanenana araka izay azo atao ny fahamaroan’ny olona mifamezivezy ny fametrahana ny toeram-pandooavam-bola tokana. Izy ity dia ahafahana miady amin’ny kolikoly sy ny fisian’ny mpanera eny anivon’ny toby fiantsonan’ny taxi-brousse. Fa ankoatra izay dia ahafahana mitahiry ny mombamomba ny mpandeha taxi-brousse rehetra ihany koa ny Caisse unique satria tsy maintsy mitondra dika mitovin’ny kara-panondrom-pirenena ny mpandeha tsirairay.Â