COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Suzy Hazelwood
Le droit d’auteur reste en vigueur 70 ans après la mort de l’écrivain.

Hono ho'aho : « Réédition et traduction : Ce qu’il faut savoir sur les droits d’auteur »

70 ans après la mort de son auteur, une œuvre littéraire peut devenir la propriété du public. Cependant, lors des rééditions après ces 70 ans, on ne peut ni reformuler, ni s’abstenir de mentionner le nom de l’auteur.
L’éditrice Michèle Rakotoanosy l’explique en détail.

70 taona aorian’ny fahafatesan’ny mpanoratra dia mbola misitraka ny vola azo avy amin’ny asasorany foana ny mpandova azy. Aorian’izay kosa dia mipetraka ho toy ny fananan’ny olon-drehetra ilay asasoratra, saingy rehefa mampiasa azy dia tsy azo kitihana amin’ny nandrafetan’ny mpanoratra azy ny lahatsoratra ao anatiny, ary tsy maintsy ampiarahina amin’ny anaranan’ny mpanoratra.
I Michèle Rakotoanosy, lehiben’ny fanotàm-boky « Jeunes Editions » no manazava izany amin’ny antsipiriany.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 08 Fandaharana - HONO - AHO - DROIT - D'AUTEUR
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter