Même si on n’observe pas encore des attentats de terrorisme comme dans les pays étrangers, ici à Madagascar, le pays peut bien représenter un terrain propice de circulation de l’argent lié au terrorisme. Il peut également constituer un abri pour les terroristes. C’est dans l’objectif de prévenir ces situations que le Samifin a été institué. Ecoutons dans Hono ho aho le Directeur général, Lamina Boto Tsara Dia, qui explique les rôles de cette entité.
Mety ho toerana fialokalofana ho an’ny mpampihorohoro i Madagasikara, na dia mbola tsy ahitana trangana fampihorohoroana toy ny any ivelany ary. Mety ho toerana fanangonana sy fivezivezen’ny vola hamatsiana ny fampihorohoroana ihany koa. Hisorohana izay indrindra no nametrahana ny SAMIFIN (Sampana miady amin’ny amin'ny Famotsiam-bola sy Famatsiam-bola amin'ny Fampihorohorona). Manazava momba ny andraikitr’ity rafitra ity ato anatin’ny Hono ho aho, i Lamina Boto Tsara Dia, tale jeneraliny.