COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Illyaalvarado
Sauver des vies nécessite une formation.

Hono ho'aho : Secourir une personne en danger, le devoir de tous les citoyens

Secourir une personne ne nécessite pas toujours la présence d’un personnel médical. Par contre, sauver des vies requiert une formation afin de déterminer les bons gestes à avoir. Il faut aussi noter qu’après une formation à la Croix-Rouge, on peut obtenir un certificat en secourisme. Cette formation ne sert pas seulement à apprendre à sauver des vies. Mais cela est exigé dans certains emplois, selon le responsable du Centre des premiers secours de la Croix-Rouge Madagascar.


Ny vonjy voina dia andraikitry ny olom-pirenena rehetra raha misy olona marary tampoka na sendra loza. Tsy voatery ho mpamonjy voina na mpitsabo araka izany vao afaka mamonjy ain’olona. Na izany na tsy izany dia mitaky fahalalana manokana sy fiofanana izany satria misy fihetsika tsy maintsy atao hialana amin’ny mety hampihombo ny loza mahazo ilay olona. Efa misy ny fiofanana ataon’ny Vokovoko mena ka hahazoana ny « certificat en secourisme ». Ankoatra izay famonjena aina dia ilaina amin’ny karazana asa ihany koa ny taratasy fanamarinana azo amin’izany. Toy ny hôtesse de l’air sy ny maro hafa. Hoy ny tompon’andraikitry ny foiben’ny vony voina ao amin’ny Vokovoko mena.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 12 Fandaharana - HONO - AHO - PREMIERS - SECOURS
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter