La contraception regroupe tous les moyens (naturels ou modernes) de rendre les rapports sexuels inféconds. L’objectif est d’éviter les grossesses indésirées et à risques. Sourayah Rasoamalala, une jeune femme de Fénérive-Est affirme que les jeunes de sa région ne sont pas suffisamment informés sur le sujet. Ils se méfient donc de cette pratique par peur des conséquences sur le corps et la santé. De son côté, Miangaly Randriantseheno - du réseau des jeunes ambassadeurs engagés dans la santé de la reproduction des adolescents et des jeunes – souligne que tout individu a le droit d’accès à la planification familiale et aux informations relatives même s’il s’agit d’un mineur. La Doctoresse Haingonirina Ramananjanahary du ministère de la santé publique, quant à elle rappelle que l’utilisation des méthodes contraceptives (naturelles ou modernes) fait également partie des facteurs de développement d’un pays.
Ny « fanabeazana aizana » dia ireo fomba rehetra entina hisorohana ny vohoka tsy iriana na vohoka mampanahy. Matetika mbola tsy eken'ny fiaraha-monina malagasy izy io amin’izao fotoana noho ny antony maro samihafa. Raha hoan’ny tanoran’i Fénérive Est izao hoy Rasoamalala Sourayah dia ny tsy fahampian’ny fahalalana momba izany no manakana ny tanora tsy hiroso. Lasa mibahana ny tahotra ny fiheverana ireo mety ho fiantraikany ara-pahasalamana. Manan-jo hanao fanabeazana aizana sy ahazo ny fanazavà na rehetra mifandray amin’izany anefa ny olona rehetra na mbola tsy ampy taona aza hoy Randriantseheno Miangaly, avy ao amin’ny « réseau des jeunes ambassadeurs engagés dans la santé de la reproduction des adolescents et des jeunes ». Ny Dr Ramananjanahary Haingonirina rahateo dia manazava fa hatrany am-pianarana dia efa tokony hamafisina ny fanabeazana ara-pananahana mba ahafahan’ny tanora manapa-kevitra amim-pahendrena.