Après le court-métrage intitulé Takalo, sorti le 1er septembre dernier, le scénariste Carris Andriamiharinirina se prépare actuellement pour la suite, Takalo 2 qui sera un long-métrage. il s'agit d'une production pour valoriser le dialecte du Sud-Est et sensibiliser les jeunes sur les possibilités de carrière dans le monde du cinéma. Le tournage du film débutera au cours de cette semaine. Â
Taorian’ilay horonantsary fohy Takalo nosoratan’i Andriamiharinirina Carris, tanora mpakafy sarimihetsika ao Farafangana, miomana amin’ny fanatanterahana ny Takalo 2, izay havadika horonantsary lava izy amin’izao fotoana izao. Ny fitenim-paritra Atsimo-Atsinanana no hampiasaina amin’izany ary tanjona ny hanomezana lanja ny fiteny avy any sy mba hanentanana ny tanora any an-toerana mba hitrandraka ny sarimihetsika ho lasa asa. Hanomboka ny talata 29 septambra ny fanodinana ny sarimihetsika ary vinavinain’izy ireo havoaka amin’ny faran’ny taona any ho any.Â