Les projets de développement rural se multiplient à Madagascar en ce moment. En effet, 80% de la population vivent en milieu rural, selon les derniers chiffres. Le développement du pays ne pourra s’en passer. Pour Mamilalaina Rakotoarimalala, responsable au sein du centre d’appui au développement rural intégré (CADRI), le développement rural signifie donner à la population rurale la capacité de se développer par elle-même. Il s’agit, entre autres, de la capacité à concevoir et à mettre en œuvre des projets tirés de la modernisation de l’agriculture et de l’élevage.
Mihamaro ireo tetikasa fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra eto Madagasikara. Ny 80%-n’ ny malagasy rahateo dia monina any ambanivohitra avokoa ka ny fampandrosoana ny firenena dia tokony hifototra kokoa amin’izy ireo. Manazava I Rakotoarimalala Mamilalaina, tompon’andraikitra iray avy ao amin’ny « centre d’appui au développement rural intégré » (CADRI) fa ny atao hoe « fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra » dia ny fanomezana fahafahana ireo tantsaha sy mpamboly ary mpiompy manavao ny fomba fià sany mba ahitana vokatra tsara kokoa. Izany hoe tazomina ny sehatr’asa mampiavaka ny tontolo ambanivohitra saingy havaozina ny fomba fiasa.