Les compléments alimentaires sont des sources concentrées de nutriments : vitamines, sels minéraux, substances nutritionnelles, etc. Ils servent à remédier aux carences du régime alimentaire régulier d’une personne comme les victimes du kere au Sud, par exemple. La malnutrition que nous pouvons trouver dans cette zone est ponctuelle, explique Jules Rafalimanantsoa, responsable de la recherche et du développement à l’Office National de la Nutrition. Selon lui, les compléments alimentaires pourraient aider la population locale, de façon temporaire, à améliorer sa santé en l’espace de deux mois.
Ny fanampi-tsakafo na famenon-tsakafo dia ireo vokatra ahitana ny fanampina otrikaina ilain’ny vatana. Azo ampiana ny singa rehetra izay tsy ampy ao amin’ilay olona omena azy izy io. Mety hanampy ny olona tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo hanarina haingana ny fahasalamà ny izany hoy Rafalimanantsoa Jules, tompon’andraikitry ny fikarohana sy ny fampandrosoana ao amin’ny Office Nationale de la Nutrition. Ny faritra rehetra any Atsimo rahateo dia afaka mamokatra soa aman-tsara ny sakafo ilainy hoy izy, na dia karazana sakafo mety tsy toy ny mahazatra aza izany.