COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Disposer légalement d’un testament avant son décès permet d’éviter de déposséder ses héritiers de leurs avoirs

Hono ho’aho : Pour quelles raisons faut-il rédiger un testament ?

85% des affaires traitées au tribunal d’Anosy se rapportent aux litiges. Ceux rattachés aux problèmes d'héritage en font partie. L’absence de testament constitue une des principales causes de conflits entre héritiers. C’est la raison pour la laquelle le notaire Rakotomamonjy Tojo souligne l’importance de la rédaction de testament. D’ailleurs, il recommande de le faire dès l’acquisition d’un ou de plusieurs biens sans attendre qu’on soit sur son lit de mort pour le faire.


85%n’ireo raharaha entina eny anivon’ny fitsarana eny Anosy dia miompana amin’ny fifandirana avokoa. Tafiditra ao anatin’izany ny fifandirana mikasika ny lova sy ny fananana. Antony voalohany mahatonga izany ny tsy fametrahan’ny mpampandova didim-pananana mazava sy ara-adalàna. Noho izany, ny olona tsirairay izay maniry sy mikasa ny hampandova ny fananany dia tokony hanamboatra didim-pananana mialoha ary tsy tokony hiandry hoe marary na tojo fahasahiranana vao hanatanteraka izany hoy ny notera Rakotomamonjy Tojo.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 06 Fandaharana - HONO - AHO - TESTAMENT
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter