Les schizophrènes ont souvent tendance à croire que tout le monde leur veut du mal. Il est vrai que qu’en apparence, les malades peuvent être très paranoïaques et parfois violents. La peintre plasticienne, Marie Malvasio, témoigne de la difficulté de vivre avec une mère schizophrène. D’ailleurs, son vécu lui a permis de développer son talent d’artiste. Elle nous partage à travers l’exposition Schizophréni’art, les symptômes de la schizophrénie afin de mieux comprendre ces sujets.
Manana eritreritra foana ny olona manana aretin-tsaina mampisintaka fa tsy tia na manana hevi-dratsy momba azy daholo ny manodidina. Marina fa mety hahery setra tokoa ny olona tratran’io areti-tsaina io. Sarotra ny miara miaina amin’ireny olona ireny raha ny fijoroana vavolombelona nataon’i Marie Malvasio, mpanao hosodoko. Izay no antony nanaovany ny fampiratiana « schizophreni’art » mba hahafan’ny olona mahafantatra ny fijaliana hiaretan’ireny olona marary ireny, ka hananan’izy ireo fomba fijery hafa manoloana azy.