Les « courts-circuits » engendrent souvent des incendies. Quand le fil électrique supporte une très haute charge en tension électrique, le plastique qui l’enveloppe fond par la chaleur. En outre, la cause la plus fréquente du court-circuit résulte du fait que la borne « phase » et la « neutre » se touchent, confie l’électricien Lalaina Ratsito.
Isan’ny antony matetika miteraka hain-trano ny « court-circuit ». Rehefa mitondra herinaratra mavesatra loatra ny tariby dia mitsonika ny plastika mampifono azy. Mifandray noho izany ny tariby tsy tokony hitambatra ka eo no teraka ny court-circuit. Lalaina Ratsito, elektrisianina, no nitondra fanazavà na feno mahakasika izany resaka izany.