Maevatiana Ratsimbazafindranahaka est un jeune biologiste qui a entrepris des recherches sur les baleines, dans le cadre de la préparation de son diplôme de doctorat. Il est particulièrement passionné et intrigué par une activité spécifique à ce cétacé: son chant. Pourquoi les baleines chantent ? Selon lui, toutes les études menées sur les baleines sont principalement faites dans le but de les conserver.Â
« Biologiste » i Maevatiana Ratsimbazafindranahaka. Manao fikarohana manokana mahakasika ny trozona izy ao anatin’ny fanomanany ny diplaoma « doctorat ». Misy toetra iray mahaliana azy manokana ananan’io biby io : mihira izy ireny. Betsaka ny fikarohana natao sy efa natao momba ny antony mahatonga ny trozoha hihira, fa mbola mijanona ho tombatombana daholo aloha ny valiny rehetra azo. Antony voalohany hanaovana ireny fikarohana ireny kosa ny fiarovana ny trozona tsy ho lany tamingana.Â