L'éducation pour la paix est une formation gratuite octroyée par le groupement Help for people à Diego Suarez. La première vague ayant commencé le 4 août, son but est d’enseigner à chaque participant comment libérer son potentiel intérieur jusqu’au 14 octobre. Patrick Faliniaina nous donne plus de détails à ce sujet.
Entinay ahafantatra bebe kokoa ny mikasika ny fanabeazana ho amin'ny fandriampahalemana ianao amin'ity indray mitoraka ity. Ny vondrona Help for people no namolavola io tetikasa io eto Antsiranana. Nanomboka ny 4 aogositra ny andiany voalohany amin’io hetsika io ary hifarana ny 14 oktobra ho avy izao. I Patrick Falinirina filohan'ny vondrona no hanazava an'izay amintsika.