Le 14 octobre 1958 marque la proclamation de la 1ère République à Madagascar. Cela signifie que le pays accède à un statut républicain. A Madagascar, nous en sommes actuellement à la 4ème République. Pour passer d’une république à une autre, deux options sont possibles, selon l’historien Alex Randriamahefa. Soit, la constitution se retrouve changée, soit l’opération d’un coup d’Etat détruit la base du système précédent. Cependant, il faut toujours avoir recours à un référendum dans les deux cas.
Manamarika ny fanambarana ny fijoroan’ny Repoblika voalohany teto Madagascar ny 14 oktobra 1958. Ity fanambarana ity dia midika fa miroso mankany amin'ny maha firenena repoblikanina azy ny firenena. Ao anatin’ny Repoblika faha 4 isika izao. Ka zavatra roa no mety hiseho mialohan’ny fivadihana ho Repoblika vaovao araka ny fanazavan’i Randriamahefa Alex, mpahay tantara. Na vokatry fiovana nisy teo amin’ny lalà m-panorenana mihitsy. Na nisy fanonganam-panjakana ka nandrava ny rafitra nisy teo aloha. Fa amin’ny lafiny roa ireo dia tsy maintsy miditra amin’ny fitsapan-kevi-bahoaka aloha.