Suite à l’infection à la covid-19, certains patients rencontrent des difficultés psychologiques même après un test négatif. La psychologue Koloina Andrianilaina énonce, parmi les symptômes possibles, la perte d’appétit, le renfermement sur soi, l’angoisse ou encore l’anxiété permanente. En effet, il est nécessaire d’avoir recours à des cures psychologiques, au cas où ces symptômes persistent.
Mety hiteraka olana ara-psykolojika koa rehefa voan’ny covid-19. Isan’ny soritraretina amin’izany ny tsy fahazotoana misakafo, ny tahotra sy tebiteby lava na koa ny fitokatokana-monina, hoy ny mpahay toetr’olona, Andrianilaina Koloina. Raha tsy miala anaty fotoana fohy ireo soritraretina ireo, arak’izany, dia ilaina ny manaraka fitsaboana ara-psikolojika.