Durant cette journée international dédiée à la commémoration des victimes de l'holocauste, Farash, une jeune slameuse engagée, a fait un texte sur le holocauste. Elle l’a présenté cet après-midi durant l’évènement organisé par la CINU, le centre d’information des nations unies à l’ivon-toeran’ny kolontsaina malagasy IKM Antsahavola.
Farash, tanora iray mpanao poezia mitolona, dia nanao lahatsoratra iray momba ny "holocauste" ho an'ity andro manerantany hahatsiarovana ireo tra-doza nandritra io tranga io. Natolony androany hariva nandritra ny hetsika nataon'ny CINU na ivon-toerana fahampafantarana ny firenena mikambana tany amin'ny ivon-toeran’ny kolontsaina malagasy IKM Antsahavola.