« Novembre numérique » : l’Institut Français de Madagascar et Passion for Humanity organisent un Hackathon sur le thème de la « Biodiversité ». Du 9 au 13 novembre à l’IFM Analakely, chaque groupe participant devra créer une application pouvant contribuer à la préservation de la biodiversité, explique l’organisatrice de chez Passion for Humanity, Landy Rafalimanana.
Mikarakara « Hackathon » ny Institut Français de Madagascar sy ny Passion for Humanity hanamarihana ny « novembre numérique ». Ny « Harena voajanahary » no lohahevitra amin’ity taona ity. Hamorona rafi-baiko tsirairay avy ireo ekipa mpandray anjara ary ireo rindram-baiko ireo dia tokony hanampy amin’ny tontolo iainana hoy ny mpikarakara avy ao amin’ny Passion for Humanity, Landy Rafalimanana.