Les vers de terre sont des éléments essentiels dans la culture. Ce sont des engrais naturels qui aèrent la terre et lui confèrent les matières nécessaires pour être cultivable. Il existe plusieurs types de vers de terre mais dans le domaine de l’agriculture, il y a ceux qu’on élève dans un endroit spécial, la lombriculture, et ceux qui sont présents dans le sol naturellement. Les engrais sont issus des excréments de vers qui sont, par la suite, mélangés avec la terre à cultiver. Par contre, les vers qui se trouvent naturellement dans le sol, eux, la labourent.
Manana anjara asa lehibe eo amin’ny fambolena ny kankana. Zezika natoraly ho an’ny tany izy ireo ary miava ny tany sy mahatonga azy ho lonaka. Misy karazany maro ny kankana fa karazany roa kosa ireo ampiasaina amin’ny resaka voly. Misy ny kankana ompiana amin’ny toerana voatokana. Ireo no manome ilay zezika amin’ny alalan’ny maloto avoakany. Misy kosa ireo kankana efa mipetraka ao anaty tanim-boly mihitsy fa tsy nilaina nampidirna tao. Ireto farany ireto indray no miasa ilay tany hidiran’ny rano sy manome aina azy.