Actuellement, le taux directeur pour la Banque centrale de Madagascar est de 9.5%. La banque centrale ne fait pas de prêt. Le taux d’intérêt des autres banques dépend de ce taux directeur, cela peut atteindre 19% par an.
Amin’izao fotoana izao dia manodidina ny 9.5% ny sandan’ny fampindramam-bola na taux directeur apetraky ny Banky foiben’i Madagasikara. Tsy mpampindram-bola ny Banky Foibe. Fa miankina betsaka amin’io ny famaritan’ny banky tsotra ny zana-bola halainy amin’ireo rehetra mindram-bola any aminy. Efa tafiakatra hatramin’ny 19% isan-taona izao ny zanabola alain’ny banky sasany.