Les nouveaux buildings pour Ivato sont au nombre de 38. La première étape pour les travaux seront fini pour cette semaine.
Seulement ceux qui ont un travail stable et qui pourront payer le loyer auront le privilège d’y habiter. Ils en seront les propriétaires à la fin du contrat de location.
Miisa 38 ireo building vaovao hatsangana eny Ivato. Efa vita tamin’iny herinandro ny dingana voalohany tamin’ny asa.
Ireo olona manana anton’asa ara-dalana sy manana fahafahana manefa ny hofan’ny trano isambolana no afaka hipetraka ao. Ho lasan’izy ireo tanteraka ny trano hipetrahany rehefa tapitra ny fe-potoana hanofana izany.