La direction générale de la douane organise du 9 au 13 novembre prochain une vente aux enchères de marchandises non-dédouanées à la douane. Le commissaire-priseur à Toamasina, maître Rasamimaka Mahefalahy nous explique les procédures de vente aux enchères par soumission cachetée. Les intéressés devront se déplacer à Toamasina pour voir les marchandises. Cette opération se déroulera en pleine transparence et en présence de la douane, des commissaires-priseurs et aussi du BIANCO.
Hatao lavanty ny 9 hatramin’ny 13 izao novambra izao ireo entana tsy tafavoaka ao amin’ny fadin-tseranana Toamasina. Manazava ireo dingana tokony harahina raha handray anjara amin’ity lavanty ity ny commissaire-priseur any Toamasina, maître Rasamimaka Mahefalahy. Amin’ny ankapobeny dia tsy maintsy mankany Toamasina ireo liana amin’ireo entana satria tsara raha mahita maso ireo entana izy ireo. Hatrehin’ireo vaomiera mikarakara any an-toerana ny dingana rehetra atao, isan’izany ny solon-tena avy ao amin’ny fadin-tseranana, ireo mpanao lavanty ary ny BIANCO.