Matina Razafimahefa, fondatrice de l’entreprise SAYNA, la première école digitale à Madagascar vient d’être élue deuxième meilleur entrepreneur de l’Afrique 2020 à travers l’Anzisha Prize. Elle repart avec un chèque de 15.000 dollars. SAYNA forme des jeunes en situation précaire aux métiers du digital. Elle conseille au futur entrepreneur de proposer des services aux gens et de toujours chercher des solutions adaptées aux problèmes.
Matina Razafimahefa, mpanorina ny orinasa SAYNA no nandrombaka ny laharana faharoa tamin’ny Anzicha Prize andiany 2020. Nahazo lelavola 15.000 dolara izy entina hanatsarana ny tetik’asany. Manofana tanora ho lasa « developpeur » ny SAYNA. Tokony mitady vahaolana mifandray amin’ny olana mihatra eo amin’ny fiaraha-monina ny olona iray raha te handraharaha ary mila mahasahy mivarotra ny fahaizany hoy izy.