Le progrès ne cesse de toucher tous les domaines surtout celui de l’audiovisuel. Pour le numérique, il existe autant d’avantages que d’inconvénients. Préserver des vidéos à l’ère du numérique requiert un minimum de vigilance avec les virus et autres aléas qui peuvent détruire le fichier ou même le support. Masy Andriantsoa, réalisateur au sein d’Ymagoo, explique l’importance de stocker les rushes et les vidéos montés dans deux supports différents au cas où l’un est endommagé. Cela n’empêche pas de dire que le numérique facilite la technicité dans l’audiovisuel.
Tsy mitsahatra ny mikasika ireo sehatra isan-karazany ny fivoarana, indrindra fa ny haino aman-jery. Raha ny resaka nomerika manokana, misy mahatsara azy ary misy maharatsy azy. Mila mailo hatrany rehefa mitahiry ireo horonantsary miaraka amin’ny nomerika manoloana ireo virosy sy ireo mety hanimba ny fitoerany. Manazava i Masy Andriantsoa, mpanatontosa horonantsary ao amin’ny Ymagoo, fa zava-dehibe ny mitahiry ireo horonantsary anaty fitoerany roa samihafa raha sanatria ka simba ny iray. Afaka milaza ihany anefa isika fa manamora ny fikirakirana eo amin’ny sehatry ny haino aman-jery ny nomerika.